Teny iditra mozy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy kinga, mikaviavia sy mitaredretra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Maladroit [1.3, 1.196]
 Gauche, lent, lambin [1.3]
 Trop lent dans ses actions [1.196]
Sampanteny 
Tovy hevitra mozimozy [fampiasa kokoa noho mozy]

Teny iditra mozy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] Leptadenia sp. (Apocynaceae). Liane. L'attribution au genre leptadenia est de Boiteau. [1.196]
Anarana siantifika Leptadenia sp.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31