Teny iditra mose
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha
Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mister [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Monsieur [1.8]
Ohatra 
1Inty toka ny rononon' I Mose Sarila; [2.470]
2Ity Mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [2.472]
Voambolana 
Tovy hevitra ramose
Ny fihaviany Frantsay: monsieur.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31