Teny iditra | mosara | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso. [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A handkerchief [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Mouchoir [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: mouchoir. | ||||
Fivaditsoratra | Masora, mosara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |