Teny iditra | monany | |
Sokajin-teny | anarana mona sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely niofo avy amin' ny sakoivy ka mbola hiofo indray ho voangory [1.1] | |
Soherina [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Nymphe [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Fivaditsoratra | mañino, manony, minona, monany, monina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |