Teny iditra mofo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zava-pihinana atao amin' ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin' ny menaka na atao anaty lafaoro fotsiny
(Karaza-mofo: mofo gasy, mofo dipaina, mofosira na ramanonaka, mofo menakely, mofo tampontsatroka, mofo koba na kobandravina, mofomamy, mofo randrana, mofo akondro, mofo tantely, mofo makasaoka, mofo malandy, mofo sponjy, mofo baolina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bread [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pain [1.8]
Ohatra Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30