Teny iditra |
mividy
(vidy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To buy [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Acheter [1.8, 1.13]
|
Ohatra | Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy.
[2.4]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mividy |
Ny lasa : |
nividy |
Ny hoavy : |
hividy |
Filaza mandidy : |
mividia, mividiana |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|