Teny iditra mitsaha-potoana
Singan-teny mitsahatra ; fotoana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Ménopause [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra mitsaha-jaza

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04