Teny iditra | mitrongy (trongy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihady amin' ny vava, toy ny fanaon' ny kisoa: Nisy lambo nitrongy ny tokotanintsika halina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To root like a pig [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fouiller la terre avec le groin (porc) [1.8] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitrongy io | ||||||||
Fivaditsoratra | mitringo, mitrongy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |