Teny iditra mitrebona (trebona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza voan-javamaniry nambolena ka mitsimoka ary miseho mipoitra avy ao anaty tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bourgeonner, germer, paraître en poussant hors de terre [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrebona
Ny lasa : nitrebona
Ny hoavy : hitrebona

Teny iditra mitrebona (trebona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zava-marani-doha, toy ny lefona, mitsatoka amin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Quelque chose de pointu qui s'enfonce; les pieds qui s'enfoncent dans la boue; la chose dans laquelle la lance, etc., s'enfonce; le bourbier dans lequel les pieds s'enfoncent [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrebona
Ny lasa : nitrebona
Ny hoavy : hitrebona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31