Teny iditra miroaka (roaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To drive cattle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pousser du bétail devant soi [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miroaka
Ny lasa : niroaka
Ny hoavy : hiroaka

Teny iditra miroaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] mitrona [1.78]
Voambolana 

Teny iditra miroaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] mirongatra, tsara faniry [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20