Teny iditra mine
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] adaladala [1.78]

Teny iditra mine
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  ahy [1.2]
Fanazavàna teny anglisy  ahy, -ko [1.17]

Teny iditra mine
Sokajin-teny anarana na matoanteny
Fanazavàna teny anglisy Lavaka fihadiana harena ao anatin' ny tany [1.17]
 Mihady harena ao anatin' ny tany [1.17]
Voambolana 

Teny iditra mine
Sokajin-teny anarana na matoanteny
Fanazavàna teny anglisy Baomba afenina ao anaty tany na rano [1.17]
 Mametaka sy manafina baomba ao amin' ny tany na ny rano [1.17]
Voambolana 

Teny iditra mine
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany misy metaly, tany misy mineraly: Mine d'or (tany misy volamena)
Lavaka fihadiana metaly na mineraly: La mine s'éboula (nianjera ny lavaka fihadiana metaly) [1.4]
Fanazavàna teny frantsay Foiben' akoran-javatra: Mine de fer ( [...]
Tobim-pitrandrahana akoran-javatra [tohiny 1.66]
Voambolana 

Teny iditra mine
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  fototra, loharano: Une mine de documents (loharanon-tahirin-tantara) [1.66]

Teny iditra mine
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Ati-pensilihazo: Porte-mine (taho [...] [tohiny 1.66]

Teny iditra mine
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vanja nalevina, lamina: La mine fit une brèche aux remparts (ny vanja nalevina nampisy nikoa ny manda) [1.4]
Fanazavàna teny frantsay Vanja: Mine anti-char (vanja mpamotik [...] [tohiny 1.66]
Voambolana 

Teny iditra mine
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  tarehy, endrika, toetra : Elle a une jolie mine (tsara tarehy/endrika izy) ~ Il a la mine fière (mianjonanjona endrika/toetra izy) [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  endrika, tarehy: Garde-toi, tant que tu vivras, de juger les gens sur la mine (tandremo, aoka ise, raha mbola velona aina koa, tsy hitsara ny olona amin' ny endriny) [1.66]
Ohatra Le conteur fait mine de prendre ici l'expression au pied de la lettre, puisqu'il s'agit dans le conte de marier un frère à sa propre sœur. [2.150]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31