Teny iditra mikotroka (kotroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikotroka
Ny lasa : nikotroka
Ny hoavy : hikotroka
Filaza mandidy : mikotroha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20