Teny iditra mikarantsana (karantsana)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza feo avo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon' io zazalahy io rehefa mihira
Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To sound loudly, to clang [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Résonner, être sonore [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikarantsana
Ny lasa : nikarantsana
Ny hoavy : hikarantsana
Filaza mandidy : mikarantsàna

Teny iditra mikarantsàna (karantsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarantsana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20