Teny iditra | mihentsina (hentsina) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsentsin' ny sery ny orona: Mihentsina izy fa voan' ny sery [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avoir le nez obstrué [1.3] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |