Teny iditra |
miboiboika
(boiboika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifantsitsitra, mivoaka tsy an-kijanona: Misy loharano miboiboika avy eo ambodin' ny tendrombo.hitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To bubble up, as water in a spring, to emit bubbles, to effervesce. [1.2]
|
| To well up as a spring [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jaillir comme une source [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miboiboika |
Ny lasa : |
niboiboika |
Ny hoavy : |
hiboiboika |
|
|
Teny iditra |
miboiboika
(boiboika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To suppurate, as an ulcer [1.2]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miboiboika |
Ny lasa : |
niboiboika |
Ny hoavy : |
hiboiboika |
Filaza mandidy : |
miboiboiha |
|
|