Entrée | miabily (abily) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao? ¶ Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra ¶ Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explications en anglais | To be in a base condition. Almost obsolete. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |