Teny iditra |
mbavy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo kely tsara firehitra ka nanaovan' ny taloha fanilo mba hitsilovana ny dia amin' ny alina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Arbuste dont les messagers royaux faisaient des torches pour s’éclairer la nuit [1.3]
|
| [Tankarana]
(contraction de ambavy).
Polyalthia richardiana Baill. (Annonaceae). Réf. Service Forestier 6118, Arbre à écorces et bois aromatiques. C'est un arbre de bon augure.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Polyalthia richardiana |
Voambolana |
|