Teny iditra marolafy
Singan-teny maro ; lafy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sary jeometrika misy lafy maro, na telo na efatra, na dimy, na enina... mitovy na tsy mitovy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Polygone [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  maromira

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14