Teny iditra marbra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra vatovandana
Renianarana vato
Anarana iray reny albasitra, diamondra, falia, jabilao, karanana, karangana, sokay, solaitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24