Teny iditra marary (rary)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
Mijaly: Marary ny foko
Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Ill [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Malade [1.8]
Ohatra 
1Ireo no mitsabo ny marary na maratra [2.472]
2Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470]
3nandre anao marary aho [2.131]
4marary anie aho ka marary
marary ato an-kilako ato
[2.131]
5Narary izy (Il était malade) [1.20]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : marary
Ny lasa : narary
Ny hoavy : harary
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19