Teny iditra manolatra (solatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manilaka, mampikipaka, mampiempaka: Nanolatra ny hodiny fotsiny ny vato [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manolatra
Ny lasa : nanolatra
Ny hoavy : hanolatra
Filaza mandidy : manolara
Kamban-teny 

Teny iditra manolatra (holatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Se cicatriser [1.5]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manolatra
Ny lasa : nanolatra
Ny hoavy : hanolatra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20