Teny iditra manjamaso (manja, maso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony" [1.1]
Voambolana 

Teny iditra manjamaso (manja, maso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31