Teny iditra mangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : mangy, mangiko, manginao, manginy, mangintsika, manginay, manginareo, mangin', mangin-, mangim-
Tsipelina hafa 

Teny iditra mangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanampy, tombo: "Kely ny vola maty ary ny havizanana manginy fotsiny", hoy Rakoto avy nivarotra mangahazo tany antsena [1.1]
  tombony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Accessoires; surplus, excédents [1.13]
Haiendriteny 
Tsotra : mangy, mangiko, manginao, manginy, mangintsika, manginay, manginareo, mangin', mangin-, mangim-
Anaram-javamaniry 

Teny iditra mangy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] (sens général : surplus, supplément à une récolte). Nom donné à des arbres qu'on laisse dans les cultures et dont les fruits constituent une récolte supplémentaire. Ce sont surout : Symphonia microphylla (Hils. & Bojer ex Cambess.) Benth. & Hook. f. ex Vesque (réf. Service Forestier 6351) et Symphonia tanalensis Jum. & H.Perrier (Clusiaceae), réf. Decary 5335. Les graines servent à préparer une sorte de beurre végétal. [1.196]
Anarana siantifika Symphonia microphylla, Symphonia tanalensis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20