Teny iditra mangorangorana (horangorana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahatsiaro torovandrovana toy ny hanavy: Injany manako ny kotrok' orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo ka mangorangorana / Mafana kanefa tsy voan' ny tazo (S. BEM) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui ressent des douleurs dans les os [1.3]
Ohatra - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [2.470]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20