Teny iditra | mangenahena (henahena) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Menatra izaitsizy ka tsy mahita izay hatao, sanganehana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Bashful, sheepish [1.2] | |
Teny iditra | mangenahena (henahena) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fery mbola vao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Irritating, used of an ulcer. [1.2] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |