Teny iditra mangarina (harina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manery fary [1.78]
 Manolana (fary) hanaovana siramamy [1.1]
  [Betsimisaraka] Mitoto fary hanaovana betsabetsa [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangarina
Ny lasa : nangarina
Ny hoavy : hangarina
Filaza mandidy : mangarìna

Teny iditra mangarìna (harina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangarina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20