Teny iditra mangaoka (haoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoaka, mandavaka
Mangarona, misikotra mba hahalala zavatra
Mitovy hevitra: mamantatra ~ mangaroka ~ misafary ~ misaroro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangaoka
Ny lasa : nangaoka
Ny hoavy : hangaoka

Teny iditra mangaoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Mangaoka vient de haoka : action de creuser, parce qu'on devait creuser profondément dans le marécage pour déterrer les tubercules. Voir aussi mangoka, mangilo. Orthographe préférée par Guy Ramanantsoa : Typhonodorum Lindleyanum Schott (Araceae). (Voir Colloque International de l'Académie Malgache sur les Lémuriens, 1978). [1.196]
Anarana siantifika Typhonodorum Lindleyanum
Voambolana 

Teny iditra mangaoka (fangaoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To smooth pottery with the fangaoka. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangaoka
Ny lasa : nangaoka
Ny hoavy : hangaoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20