Teny iditra mandravina (ravina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsiry ravina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To bear leaves [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Produire des feuilles [1.8]
 Faire des feuilles, comme les arbres au printemps [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandravina
Ny lasa : nandravina
Ny hoavy : handravina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20