Teny iditra mandrandrana (randrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To plait, to twist. [1.2]
 To braid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tresser [1.8]
Ohatra Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny. [2.606]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrandrana
Ny lasa : nandrandrana
Ny hoavy : handrandrana
Filaza mandidy : mandrandràna

Teny iditra mandrandraña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mivaivay [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tambahoaka] Ardent [1.78]

Teny iditra mandrandràna (randrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrandrana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20