Entrée mamo (hamo)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy
¶ Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra
Mitovy hevitra: birika ~ didy ~ doroka ~ jaonjaona ~ jobo ~ leon-toaka ~ mamo be ohatra ny omby ~ mamo maty ~ manao tari-damba ~ mandraingiraingy ~ mandrefy lalana ~ mena maso ~ mienjika ~ mirediredy ~ mitadidy ~ mivembena ~ tafiditra ~ trabo ~ varivariny ~ very saina
Explications en anglais  [Hallanger 1973] drunk; disgusted; tired out
Explications en français  [Hallanger 1974] ivre; dégoûté; épuisé
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée mamo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] sorena

Entrée mamo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] moka
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31