Teny iditra | mahabiba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazo karazana roatra [1.62] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae). Arbre d'origine américaine, diffusé dans tout l'Océan Indien par les navigateurs portugais. [1.196] | |
Anarana siantifika | Anacardium occidentale | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Tsipelina hafa | mabiba ~ mabibo ~ mahabibo | |
Fivaditsoratra | mahababy, mahabiba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/10/04 |