Teny iditra lotaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy efa mohaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Très mou, comme les fruits trop mûrs qui se pourrissent [1.3]

Teny iditra lotaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Nofom-boankazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de lo : pourri, gâté). Nom qu'on donne aux fruits tombés à terre et qui pourrissent sur place. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra lotaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Masitika fanditiana ny saron' alambika, natao tamin' ny ravim-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina ho tonga koba, ary dia nafangaro tamin' ny lavenona na vovoka na tain' omby [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31