Teny iditra | lonka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry mora hatsatra, tsy misy famaitso, misy katsentsitra, mpanimba voly [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cuscute [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |