Teny iditra | lohavorona (loha, vorona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fivontosana fahita amin' ny lohan' ny ankizy kely [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A disease on the scalp of children [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tumeur qui se forme sur la tête des enfants [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |