Teny iditra latsakafitoventy
Singan-teny latsaka ; fito ; venty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka varifitoventy na 0,15Fr [1.1]
Ohatra kirobo telo sy voamena sy latsakafitoventy. [2.436]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13