Teny iditra lasiroa (ila, sy, roa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (ilany sy roa) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena (0,10) sy roa (voamena) (0,40), izany hoe 0,50 Fr na 50 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as ilasiroa [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Deux voamena et demi [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31