Teny iditra lalanana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana volo lava atao fantsakana rano any an-doharano: trobahana ireo tonony rehetra afa-tsy ilay farany ambany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A piece of bamboo used as a water-pot. See lananana, lanana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Bambou pour porter et conserver l'eau. [1.19]
  [Betsimisaraka] (de alalana : intermédiaire). Nom donné aux bambous de grand diamètre dont on perce tous les noeuds à l'exception du noeud inférieur. On les emploie à puiser l'eau, à la transporter et à la conserver dans la maison, travail traditionnellement réservé aux femmes. Voir aussi lananana. [1.196]
Voambolana 
Tovy hevitra lananana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31