Teny iditra | lalan-dra | ||
Singan-teny | lalana ; ra | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fantsona ifamezivezen' ny ra manerana ny tena [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A vein or an artery [1.2] | ||
[ lalandra ] A blood vessel [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Artère [1.3] | ||
[ lalandra ] Vaisseau sanguin [1.8, 1.13] | |||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |