Teny iditra lakozia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trano fanaovana nahandro: Tsy miala ao an-dakozia foana io saka io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ lakozy ] Cuisine [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : lakozia, lakoziako, lakozianao, lakoziany, lakoziantsika, lakozianay, lakozianareo, lakozian', lakozian-, lakoziam-
Tovonana : -dakozia, -dakoziako, -dakozianao, -dakoziany, -dakoziantsika, -dakozianay, -dakozianareo, -dakozian', -dakozian-, -dakoziam-
Ny fihaviany Frantsay: la cuisine.
Mpanahaka  talen-dakozia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31