Teny iditra lakato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Lavabato [1.78]
  [Bara, Taisaka] Lavabato, zohy [1.78]
  [Tanala] Zohy, lava-bato: ao tsy ao dia koa ny an-dakato (tsy dia ao matetika toy ny kary an-davabato) [1.78]
  [Bara] Zohy eny antenatenan-kavoana [1.1]
  [Betsimisaraka, Merina, Sakalava] Zohy [1.1]
 Zohy na lava-bato lehibe azo onenana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Caverne [1.13]
Ohatra 
1Lakato vita nanahary izy io ary maina tsara. [2.643]
2Ny lakato nanjary trano ahitra, io nanjary trano tany. [2.245]
Kamban-teny 

Teny iditra lakato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A clapping board [1.2]

Teny iditra lakato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ampinga fisapisaka mifono hoditr' omby: Ianareo no ampinga tsy laitran' ny bala sy lakato efitry ny lefona (Andrianampoinimerina) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de grand bouclier [1.3]

Teny iditra lakato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano] (sens général : nom d'une sorte de bouclier que portaient les guerriers armés de lances). Nom d'un arbre indéterminé (une Rubiacée d'après de Firaketana Malagasy) de la forêt des pentes orientales. Son bois, facile à travailler, servait à tailler les grands boucliers. Il a donné son nom au village de Lakato, sous préfecture d'Anosibe du Mangoro. [1.196]
Voambolana 
Anaran-toerana 

Teny iditra Lakato
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19.1833333, 48.4333333

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07