Teny iditra lakan-drano
Singan-teny lakana ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Canal [1.13]
Ohatra 
1Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo. [2.472]
2Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113]

Teny iditra lakan-drano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra lakamosina ~ lakandamosina ~ lakandrano-damosina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17