Teny iditra laingontratrany (laingo, tratra, -ny)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hena eo amin' ny lohatratran' ny omby na ny ondry na ny kisoa vonoina, mifamaly amin' ny laingontsorony eo ambony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La proéminence grasse et pendante du poitrail des boeufs, des moutons, des chèvres [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31