Teny iditra | lafarinina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Totom-barimbazaha. (Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin' ireny zavatra ireny) [1.1] | |
Koba vita amin' ny varimbazaha: Rehefa miakatra ny vidin' ny lafarinina dia misondrotra ny vidin' ny mofo dipaina [1.62] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Farine [1.5] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: la farine. | |
Tsipelina hafa | lafarina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |