Teny iditra kôntinanta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ kontinenta ] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
 Velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
 Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
Fanazavàna teny frantsay Continent [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tanibe
Mpanahaka  Madagasikara: Kôntinantan' ny Malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31