Teny iditra kotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hoditra mihamatevina sy mihamafy eo amin' ny felatanana na ny faladia noho ny asa betsaka atao na ny dia lavitra vita; kitro. [1.1]
  [Bezanozano, Sihanaka] Kitro [1.78]
  [Bezanozano] Tandroka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A hoof [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Durillons, cals, callosités [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra kitro
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra kotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay On donne ce nom :
Arbre indéterminé dont les graines fournissent de l'huile (Dictionnaire de Richardson).
[Mahafaly] Ximenia perrieri Cavaco et Keraudren (Oleaceae). Fruits comestibles. Suc exprimé des feuilles fraîches en instillations dans la conjonctivite. Décoction en bains d'yeux (d'après Debray)
C'est peut être une seule et même espèce. [1.196]
Anarana siantifika Ximenia perrieri
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11