Teny iditra koman
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Chef, administrateur. [1.19]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: commandant.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31