Teny iditra kokolampo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' olondia, iray karazana amin' ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan' ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan' ny foko hafa [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31