Teny iditra kisarihasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Karazan-kazo madinidinika mitovitovy amin' ny landihazo, saingy maniry amin' ny tany mandomando; fampiasan' ny olona amin' ny vay noho izy manalefaka ny fanaintainam-pivontosana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de sary : image ; tout ce qui ressemble à quelque chose sans cependant lui être identique ; et hasy : le cotonnier). Malvacée ( ?) indéterminée. Elle pousse généralement au bord des eaux. Les feuilles sont écrasées fraîches et appliquées en emplâtre maturatif sur les abcès (d'après le R.P. Dubois). On l'appelle encore sarisarindandihazo. [1.196]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/29