Teny iditra | kilema | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsiny, takaitra: Misy kilemany itỳ latabatra itỳ Lafin-toetra ratsy, tsy fahalavorariana: Tsy misy olombelona tsy misy kilema [1.1] | ||||||||||||
Takaitra [1.13] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A deformity, a blemish, a scar [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Déformation, avarie [1.8] | ||||||||||||
Infirmité, défaut [1.13] | |||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kilema io | ||||||||||||
Fivaditsoratra | kalemy, kilema, Melaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |