Teny iditra kiborim-boatavo
Singan-teny kibory ; voatavo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny voam-boatavo vao mandatsaka ka mbola eo ny voniny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'ovaire fécondé de la citrouille, Cucurbita maxima Duch., après la chute du périanthe [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29